plt_tn/exo/03/11.md

246 B

Iza moa aho, no handeha any amin'i Farao...Egypta?

Nampiasa io fanontaniana io i Mosesy mba hilazana amin'Andriamanitra fa i Mosesy dia tsy iza ary tsy hisy hihaino azy. DH: ''Tsy manan-danja ny handeha any amin'i Farao loatra aho...Egypta!''