# Iza moa aho, no handeha any amin'i Farao...Egypta? Nampiasa io fanontaniana io i Mosesy mba hilazana amin'Andriamanitra fa i Mosesy dia tsy iza ary tsy hisy hihaino azy. DH: ''Tsy manan-danja ny handeha any amin'i Farao loatra aho...Egypta!''