plt_tn/exo/03/04.md

590 B

voatokana

''namasinina''

Andriamanitry ny razanao, Andriamanitr'i Abrahama, Andriamanitr'Isaka, ary Andriamanitr'i Jakoba

Ireo lehilahy rehetra ireo dia nanompo Andriamanitra mitovy. DH: ''ny Andriamanitry ny razanao, an'i Abrahama, an'i Isaka, ary an'i Jakoba''

ny razanao

Mety ho heviny dia 1) ''ny razambenao'' na 2) ''ny razanao''. Raha midika hoe ''razambenao'' izany, dia ny andian-teny manaraka izany dia manazava izay manondro ny hoe ''ny razanao'': manondro an'i Abrahama, Isaka, ary Jakoba izany. Raha midika hoe ''razananao'' izany, dia manondro an'ny razan'i Mosesy.