plt_tn/exo/03/04.md

12 lines
590 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# voatokana
''namasinina''
# Andriamanitry ny razanao, Andriamanitr'i Abrahama, Andriamanitr'Isaka, ary Andriamanitr'i Jakoba
Ireo lehilahy rehetra ireo dia nanompo Andriamanitra mitovy. DH: ''ny Andriamanitry ny razanao, an'i Abrahama, an'i Isaka, ary an'i Jakoba''
# ny razanao
Mety ho heviny dia 1) ''ny razambenao'' na 2) ''ny razanao''. Raha midika hoe ''razambenao'' izany, dia ny andian-teny manaraka izany dia manazava izay manondro ny hoe ''ny razanao'': manondro an'i Abrahama, Isaka, ary Jakoba izany. Raha midika hoe ''razananao'' izany, dia manondro an'ny razan'i Mosesy.