plt_tn/exo/02/15.md

698 B

Ary rehefa ren'i Farao ny mahakasika izany

Ny teny hoe ''ary'' eto dia nampiasaina mba hanamarika fiatoana eo amin'ny tranga. Eto ny mpanoratra dia manomboka mitantara fizarana vaovao amin'ny tranga tsy nampoizina.

Ary nanana zanaka fito vavy ilay mpisoron'ny Midiana

Ny teny hoe ''ary'' dia nampiasaina mba hanamarika fiatoana eo amin'ny tranga. Eto ny mpanoratra dia milaza momba ny olona vaovao ao anatin'ny fitantarana.

naka rano

Izany dia midika fa nanovo rano avy ao an-dava-drano.

tavy fisotroana

fitoerana lehibe, tery, misokatra ho an'ireo biby mba hihinanana na hisotrona avy amin'izany

nandroaka azy ireo

''mandroaka azy ireo

nanampy azy ireo

''namonjy azy ireo''