# Ary rehefa ren'i Farao ny mahakasika izany Ny teny hoe ''ary'' eto dia nampiasaina mba hanamarika fiatoana eo amin'ny tranga. Eto ny mpanoratra dia manomboka mitantara fizarana vaovao amin'ny tranga tsy nampoizina. # Ary nanana zanaka fito vavy ilay mpisoron'ny Midiana Ny teny hoe ''ary'' dia nampiasaina mba hanamarika fiatoana eo amin'ny tranga. Eto ny mpanoratra dia milaza momba ny olona vaovao ao anatin'ny fitantarana. # naka rano Izany dia midika fa nanovo rano avy ao an-dava-drano. # tavy fisotroana fitoerana lehibe, tery, misokatra ho an'ireo biby mba hihinanana na hisotrona avy amin'izany # nandroaka azy ireo ''mandroaka azy ireo # nanampy azy ireo ''namonjy azy ireo''