plt_tn/exo/01/11.md

349 B

mpifehy

'''mpitarika mpanompo''. Ireo dia Egyptiana izay ny asany dia manery ireo Israelita hiasa mafy.

hampahory azy ireo amin'ny asa mafy

''mba hanery ireo Israelita hiasa mafy ho an'ireo Egyptiana''

tanàna fitehirizana

Ireo dia toerana izay hametrahan'ireo mpitarika sakafo sy ireo zavatra manan-danja hafa mba hahatsara tahiry ireo.