plt_tn/exo/01/11.md

12 lines
349 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# mpifehy
'''mpitarika mpanompo''. Ireo dia Egyptiana izay ny asany dia manery ireo Israelita hiasa mafy.
# hampahory azy ireo amin'ny asa mafy
''mba hanery ireo Israelita hiasa mafy ho an'ireo Egyptiana''
# tanàna fitehirizana
Ireo dia toerana izay hametrahan'ireo mpitarika sakafo sy ireo zavatra manan-danja hafa mba hahatsara tahiry ireo.