plt_tn/est/09/30.md

722 B

Taratasy no nalefa tamin'ny Jiosy rehetra

DH: "Nandefa taratasy tany amin'ny Jiosy rehetra izy ireo"

nirariana fandriam-pahalemana sy fahamarinana

DH: "Maniry an'ireo Jiosy mba handry fahalemana ary hatoky ireo Jiosy ny vahoaka"

neken'ireo Jiosy ho an'ny tenany izany adidy izany sy ho an'ireo taranak'izy ireo

DH: "Nanaiky ireo Jiosy ary nilaza fa izy ireo sy ny taranak'izy ireo dia voatery hanakalaza ny andron'i Porima"

naneken'izy ireo ny fotoanan'ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana

Ny fanekena ny fotoanan'ny fifadian-kanina sy fitomaniana dia sarinteny mba hilazana fa manaiky hifady hanina sy hitomany amin'ny fotoana voafaritra. DH: "Nanaiky hifady hanina sy hitomany amin'ny fotoana voafaritra"