# Taratasy no nalefa tamin'ny Jiosy rehetra DH: "Nandefa taratasy tany amin'ny Jiosy rehetra izy ireo" # nirariana fandriam-pahalemana sy fahamarinana DH: "Maniry an'ireo Jiosy mba handry fahalemana ary hatoky ireo Jiosy ny vahoaka" # neken'ireo Jiosy ho an'ny tenany izany adidy izany sy ho an'ireo taranak'izy ireo DH: "Nanaiky ireo Jiosy ary nilaza fa izy ireo sy ny taranak'izy ireo dia voatery hanakalaza ny andron'i Porima" # naneken'izy ireo ny fotoanan'ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana Ny fanekena ny fotoanan'ny fifadian-kanina sy fitomaniana dia sarinteny mba hilazana fa manaiky hifady hanina sy hitomany amin'ny fotoana voafaritra. DH: "Nanaiky hifady hanina sy hitomany amin'ny fotoana voafaritra"