plt_tn/est/09/15.md

683 B

ny andro faha-efatra ambin'ny folon'ny volan'i Adara

"Adara" no anaran'ny volana fararoa ambin'ny folo ny volana amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahaefatra ambin'ny folo dia manakaiky ny fiandohan'ny volana Martsa.

nefa tsy nandroba fananana

Ny fandrobana zavatra dia midika hoe maka na mangalatra. DH: "tsy naka na inona na inona tamin'ilay fandrobana"

telonjato

"300"

dimy arivo sy fito alina

"75.000"

tsy mba nikasi-tanana ny harenan'ireo izay novonoiny kosa izy ireo

Ny fikasihan-tanana eto dia midika hoe maka na mandray. DH: "tsy naka na inona na inona tamin'ireo harenan'ireo olona novonoiny izy ireo"

harena

"zavatra izay manan-danja" na "fananana"