plt_tn/est/09/15.md

24 lines
683 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny andro faha-efatra ambin'ny folon'ny volan'i Adara
"Adara" no anaran'ny volana fararoa ambin'ny folo ny volana amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahaefatra ambin'ny folo dia manakaiky ny fiandohan'ny volana Martsa.
# nefa tsy nandroba fananana
Ny fandrobana zavatra dia midika hoe maka na mangalatra. DH: "tsy naka na inona na inona tamin'ilay fandrobana"
# telonjato
"300"
# dimy arivo sy fito alina
"75.000"
# tsy mba nikasi-tanana ny harenan'ireo izay novonoiny kosa izy ireo
Ny fikasihan-tanana eto dia midika hoe maka na mandray. DH: "tsy naka na inona na inona tamin'ireo harenan'ireo olona novonoiny izy ireo"
# harena
"zavatra izay manan-danja" na "fananana"