plt_tn/est/09/01.md

1.7 KiB

faha-roa ambin'ny folon'ny volana, izay volan'i Adara, tamin'ny andro faha-telo ambin'ny folo

Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:12 izany.

rehefa mby hanatanteraka ny làlana sy didin'ny mpanjaka

DH: "raha hanatanteraka didy aman-dalànan'ny mpanjaka iny ny vahoaka"

rehefa mby hanatanteraka ny làlana sy didin'ny mpanjaka

Ny hoe "manatanteraka" dia fomba fitenyhilazana fanaovana zavatra iray izay nandidiana na efa nomanina. DH: "raha andeha hankatoa ny didy aman-dalànan'ny mpanjaka iny ireo vahoaka"

hahazoany fahefana amin'izy ireo

Ny fahazoana fahefana fahefana eo amin'ny vahoaka dia fomba fiteny hilazana fandresena azy ary ireo". DH: "handresy ireo Jiosy"

nitsimbadika izany

"nivadika ny toe-draharaha". Ny fivadihan'ny toe-draharaha dia sarinteny izay midika fa mifanohitra amin'izay nantenaina hitranga no niseho. DH: "ny nifanohitra no nitranga"

faritany

Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1 izany.

mba hamely ireo izay nikasa hampidi-doza azy ireo.

Ny mamely dia sarinteny hilazana hoe miady. DH: "mba hiady amin'ireo"

izay nikasa hampidi-doza azy ireo

Ny hoe mampidi-doza olona dia fomba fiteny izay midika hoe miteraka loza hiseho eo amin'izy ireo. Amin'io tranga io dia midika ho famotehana azy ireo. DH: "izay miezaka ny hamotika azy ireo"

tsy nisy afaka nijoro hanohitra azy ireo

Ny fijoroana hanohitra olona dia midika hoe hanohitra ny fanafihan'izy ireo. DH: "Tsy nisy iray natohitra ny fanafihan'ireo Jiosy" na "Tsy nisy iray naharesy ireo Jiosy"

nilatsaka tamin'ireo vahoaka rehetra ny tahotra azy ireo.

Ny filatsahan'ny tahotra amin'ny olona dia midika hoe natahotra mafy. DH: "lasa natahotra mafy an'ireo Jiosy ny vahoaka rehetra"