# faha-roa ambin'ny folon'ny volana, izay volan'i Adara, tamin'ny andro faha-telo ambin'ny folo Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:12 izany. # rehefa mby hanatanteraka ny làlana sy didin'ny mpanjaka DH: "raha hanatanteraka didy aman-dalànan'ny mpanjaka iny ny vahoaka" # rehefa mby hanatanteraka ny làlana sy didin'ny mpanjaka Ny hoe "manatanteraka" dia fomba fitenyhilazana fanaovana zavatra iray izay nandidiana na efa nomanina. DH: "raha andeha hankatoa ny didy aman-dalànan'ny mpanjaka iny ireo vahoaka" # hahazoany fahefana amin'izy ireo Ny fahazoana fahefana fahefana eo amin'ny vahoaka dia fomba fiteny hilazana fandresena azy ary ireo". DH: "handresy ireo Jiosy" # nitsimbadika izany "nivadika ny toe-draharaha". Ny fivadihan'ny toe-draharaha dia sarinteny izay midika fa mifanohitra amin'izay nantenaina hitranga no niseho. DH: "ny nifanohitra no nitranga" # faritany Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1 izany. # mba hamely ireo izay nikasa hampidi-doza azy ireo. Ny mamely dia sarinteny hilazana hoe miady. DH: "mba hiady amin'ireo" # izay nikasa hampidi-doza azy ireo Ny hoe mampidi-doza olona dia fomba fiteny izay midika hoe miteraka loza hiseho eo amin'izy ireo. Amin'io tranga io dia midika ho famotehana azy ireo. DH: "izay miezaka ny hamotika azy ireo" # tsy nisy afaka nijoro hanohitra azy ireo Ny fijoroana hanohitra olona dia midika hoe hanohitra ny fanafihan'izy ireo. DH: "Tsy nisy iray natohitra ny fanafihan'ireo Jiosy" na "Tsy nisy iray naharesy ireo Jiosy" # nilatsaka tamin'ireo vahoaka rehetra ny tahotra azy ireo. Ny filatsahan'ny tahotra amin'ny olona dia midika hoe natahotra mafy. DH: "lasa natahotra mafy an'ireo Jiosy ny vahoaka rehetra"