plt_tn/est/08/15.md

1.2 KiB

nihiaka sy nifaly ny tanànan'i Sosana.

Ny "tanàna" eto dia maneho ireo olona miaina ao anatin'izany. DH: "Ny olona tao amin'ny tanànan'i Sosana dia nihiaka sy nifaly"

nihiaka sy nifaly

Ny teny hoe "nifaly" dia milaza ny fomba nihikian'izy ireo. DH: "nihikam-pifaliana"

hazavana sy haravoana

Ireo mety ho heviny 1) ny fananana hazavana dia sarinteny hilazana ny hafaliana. DH: "faly sy ravo" na 2) ny fananana hazavana dia sarinteny hilazana fahombiazana sy fahatoniana. DH: "nahatsiaro fitoniana sy ravoravo"

sy voninahitra

Ireo mety ho heviny 1) nanome voninahitra ireo Jiosy ireo olona hafa. DH: "ary nanome voninahitra azy ireo ireo olona hafa" Na 2) Nahatsiaro tena ho manam-boninahitra ireo Jiosy. DH: "ary nahatsiaro-tena ho manam-boninahitra ireo Jiosy"

na taiza na taiza nahatongavan'ny didin'ny mpanjaka

DH: "na hatraiza na haraiza nitondran'ireo lehilahin'ny mpanjaka ny didiny" na taiza na taiza namakiana ny didin'ny mpanjaka"

Faritany

Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1.

andro fifaliana

"Fankalazana"

nilatsaka teo amin'izy ireo ny tahotr'ireo Jiosy

Ny filatsahan'ny tahotra eo amin'ny olona dia midika ho lasa matahotra mafy izy. DH: "Lasa natahotra mafy an'ireo Jiosy izy ireo"