# nihiaka sy nifaly ny tanànan'i Sosana. Ny "tanàna" eto dia maneho ireo olona miaina ao anatin'izany. DH: "Ny olona tao amin'ny tanànan'i Sosana dia nihiaka sy nifaly" # nihiaka sy nifaly Ny teny hoe "nifaly" dia milaza ny fomba nihikian'izy ireo. DH: "nihikam-pifaliana" # hazavana sy haravoana Ireo mety ho heviny 1) ny fananana hazavana dia sarinteny hilazana ny hafaliana. DH: "faly sy ravo" na 2) ny fananana hazavana dia sarinteny hilazana fahombiazana sy fahatoniana. DH: "nahatsiaro fitoniana sy ravoravo" # sy voninahitra Ireo mety ho heviny 1) nanome voninahitra ireo Jiosy ireo olona hafa. DH: "ary nanome voninahitra azy ireo ireo olona hafa" Na 2) Nahatsiaro tena ho manam-boninahitra ireo Jiosy. DH: "ary nahatsiaro-tena ho manam-boninahitra ireo Jiosy" # na taiza na taiza nahatongavan'ny didin'ny mpanjaka DH: "na hatraiza na haraiza nitondran'ireo lehilahin'ny mpanjaka ny didiny" na taiza na taiza namakiana ny didin'ny mpanjaka" # Faritany Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1. # andro fifaliana "Fankalazana" # nilatsaka teo amin'izy ireo ny tahotr'ireo Jiosy Ny filatsahan'ny tahotra eo amin'ny olona dia midika ho lasa matahotra mafy izy. DH: "Lasa natahotra mafy an'ireo Jiosy izy ireo"