plt_tn/est/08/10.md

713 B

Nanoratra tamin'ny anaran'i Ahasoerosy mpanjaka

Ny fanoratana zavatra iray amin'ny anaran'ny mpanjaka dia midika fa nosoratana teo ambany fahefany izany, na nosoratana ho solontenany izany.

peratra fitomboan-kase

Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 8:1

iraka

"Olona mpitondra hafatra"

tranon-tsoavalin'ny mpanjaka

Ny tranon-tsoavalin'ny mpanjaka dia fitoeran'ny soavaly lahy tsara indrindra an'ny mpanjaka. Ireo soavaly izay nampiasaina amin'ny asa amam-drarahin'ny mpanjaka ny zanany. DH: "ny zanakin'ny soavaly tsara an'ny mpanjaka"

fahefana

"alalana"

amin'ny andro fahatelo ambin'ny folo amin'ny volana faha-roa ambin'ny folo, izay volan'i Adara

Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:12