plt_tn/est/08/10.md

24 lines
713 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nanoratra tamin'ny anaran'i Ahasoerosy mpanjaka
Ny fanoratana zavatra iray amin'ny anaran'ny mpanjaka dia midika fa nosoratana teo ambany fahefany izany, na nosoratana ho solontenany izany.
# peratra fitomboan-kase
Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 8:1
# iraka
"Olona mpitondra hafatra"
# tranon-tsoavalin'ny mpanjaka
Ny tranon-tsoavalin'ny mpanjaka dia fitoeran'ny soavaly lahy tsara indrindra an'ny mpanjaka. Ireo soavaly izay nampiasaina amin'ny asa amam-drarahin'ny mpanjaka ny zanany. DH: "ny zanakin'ny soavaly tsara an'ny mpanjaka"
# fahefana
"alalana"
# amin'ny andro fahatelo ambin'ny folo amin'ny volana faha-roa ambin'ny folo, izay volan'i Adara
Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:12