plt_tn/est/08/09.md

574 B

voaantso

"nampanantsona"

tamin'ny volana fahatelo, izay volan'ny Sivàna, tamin'ny andro fahatelo amby roa-polon'ny volana

andro fahatelon' ny volana -"Sivàna" no anaran'ny volana fahatelo ao amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahatelo amby roapolo dia manakaiky ny antenatenan'ny volana Jiona amin'ny tetiandro tandrefana.

Faritany

Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 1:1 izany.

nosoratana araka ny fiteniny avy

"Nosoratana tamin'ny tenin'izy ireo". Maneran-tany dia misy fomba fanoratana maro samihafa.

Ny didy voasoratra

DH: "Nanoratra didy izy ireo"