plt_tn/est/08/09.md

20 lines
574 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# voaantso
"nampanantsona"
# tamin'ny volana fahatelo, izay volan'ny Sivàna, tamin'ny andro fahatelo amby roa-polon'ny volana
andro fahatelon' ny volana -"Sivàna" no anaran'ny volana fahatelo ao amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahatelo amby roapolo dia manakaiky ny antenatenan'ny volana Jiona amin'ny tetiandro tandrefana.
# Faritany
Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 1:1 izany.
# nosoratana araka ny fiteniny avy
"Nosoratana tamin'ny tenin'izy ireo". Maneran-tany dia misy fomba fanoratana maro samihafa.
# Ny didy voasoratra
DH: "Nanoratra didy izy ireo"