plt_tn/est/07/08.md

767 B

izay nandrosoana ny divay

DH: "izay nandrosoan'ireo mpanompo ny divay"

seza lava

fanaka lava izay azon'ny olona hipetrahana na hitsorana

Hamely ny mpanjaka vavy eo anatrehako ato amin'ny tranoko mihitsy ve izy?

Nametraka io fanontaniana io ny mpanjaka mba hampisehoana ny fahatairany sy fahatezerany tamin'ny nataon'i Hamana. DH : "Sahiny tokoa ny nanafika ny mpanjaka vavy teo anatrehako sady tato an-tranoko!"

Vantany vao nivoaka avy tao am-bavan'ny mpanjaka

DH: "Vantany vao nilaza izany ny mpanjaka"

nosaronan'ireo mpanompo ny tavan'i Hamana

Raha ny fahitana azy dia nanao izany izy ireo satria fantatr'izy ireo fa ny mpanjaka dia naniry ny hamono an'i Hamana. DH: "nosaroman'ireo mpanompo ny tarehin'i Hamana ho famantarana fa ho vonoina izy"