plt_tn/est/07/08.md

20 lines
767 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izay nandrosoana ny divay
DH: "izay nandrosoan'ireo mpanompo ny divay"
# seza lava
fanaka lava izay azon'ny olona hipetrahana na hitsorana
# Hamely ny mpanjaka vavy eo anatrehako ato amin'ny tranoko mihitsy ve izy?
Nametraka io fanontaniana io ny mpanjaka mba hampisehoana ny fahatairany sy fahatezerany tamin'ny nataon'i Hamana. DH : "Sahiny tokoa ny nanafika ny mpanjaka vavy teo anatrehako sady tato an-tranoko!"
# Vantany vao nivoaka avy tao am-bavan'ny mpanjaka
DH: "Vantany vao nilaza izany ny mpanjaka"
# nosaronan'ireo mpanompo ny tavan'i Hamana
Raha ny fahitana azy dia nanao izany izy ireo satria fantatr'izy ireo fa ny mpanjaka dia naniry ny hamono an'i Hamana. DH: "nosaroman'ireo mpanompo ny tarehin'i Hamana ho famantarana fa ho vonoina izy"