plt_tn/est/07/06.md

20 lines
505 B
Markdown

# nihorohoro
"natahotra mafy"
# Nitsangana tamin-katezerana
DH: "tena tezitra mafy ilay mpanjaka ka nitsangana"
# mba hitalaho ny amin'ny ainy tamin'i Estera Mpanjaka
"hitalaho amin'i Estera mpanjaka mba hanavotra ny ainy"
# Tsinjony fa efa nisy loza tapaka
Eto ny mahatsinjo dia midika fahafantarana zavatra iray. DH: "Fantany fa misy loza efa tapaka"
# nisy loza tapaky ny mpanjaka ho azy
DH: "nanapa-kevitra ny hiteraka loza ho azy ny mpanjaka" na "nanapa-kevitra ny hamotika azy ny mpanjaka"