plt_tn/est/07/06.md

505 B

nihorohoro

"natahotra mafy"

Nitsangana tamin-katezerana

DH: "tena tezitra mafy ilay mpanjaka ka nitsangana"

mba hitalaho ny amin'ny ainy tamin'i Estera Mpanjaka

"hitalaho amin'i Estera mpanjaka mba hanavotra ny ainy"

Tsinjony fa efa nisy loza tapaka

Eto ny mahatsinjo dia midika fahafantarana zavatra iray. DH: "Fantany fa misy loza efa tapaka"

nisy loza tapaky ny mpanjaka ho azy

DH: "nanapa-kevitra ny hiteraka loza ho azy ny mpanjaka" na "nanapa-kevitra ny hamotika azy ny mpanjaka"