plt_tn/est/07/03.md

1.0 KiB

Raha nahita fitia teo imasonao aho

Ny "nahita fitia" dia fomba fiteny midika ho fankasitrahana na koa hoe faly taminy izy. Ny "eo imasonao" dia sarinteny maneho fandinihana na fanombanana zavatra iray. DH: "rehefa nandinika ahy ianao ka nankasitraka" na "raha faly tamiko ianao"

aoka homena ahy ny aiko

ny fanomezana aina dia midika ho fanavotana olona iray amin'ny famonoana. DH: "nanavotra ny aiko"

izany no faniriako

DH: "izany no fangatahako"

Fa namidy izahay

Ny famarotana eto dia midika fa nisy namadika. DH : "satria nisy namadika izahay" na "fa nisy nanolotra anay teo amin'ny fahavalonay"

mba ho potehina, ho vonoina, ary ho ringanina

Eto ireo teny ireo dia samy mitovy ny heviny ary nampiasaina mba ho fanamasina. DH: "mba ho potehina, vonoina, ary ambanin'ireo fahavalonay anay"

Aiza no hahitana ilay olona nanesitsesika ny fony hanao zavatra tahaka izany

nanesitsesika ny fon'ny olona iray dia fomba fiteny izay midika fa masahy manao zavatra. DH: "Aiza ilay olona izay nahasahy zavatra toy izany"