plt_tn/est/06/04.md

1010 B

Hamana

Hadikao toy ny tao amin'ny 3:1 izany anaran-dehilahy izany

kianja ivelany

"ilay kianja voalohany ao ivelany"

hanantonany an'i Mordekay

Azo hazavaina ny tanjona amin'ny fanantonana azy. DH: "hamono an'i Mordekay amin'ny fanantonana azy

ny hazo fanantonana izay efa natsangany ho azy

Ny hazo fanantonana dia rafitra iray izay nampiasaina hamonona olona amin'ny alalan'ny fanantonana azy eo amin'izany. Jereo ny fomba nandikanao izany "hazo fanantonana" izany tao 5:14. DH: "ilay rafitra izay nantsangana hanantonana azy"

nantsangana

"namboarina"

tian'ny mpanjaka homem-boninahitra

DH: "Ny mpanjaka dia faly manome voninahitra" na "ny mpanjaka dia naniry ny hanome voninahitra"

niteny anakampo

Ny fo dia maneho ny eritreritra sy fihetsika. DH: "nisaina" na "niteny tamin'ny tenany"

Iza moa no homen'ny mpanjaka voninahitra ankoatra ahy?

Izany dia azo atao amin'ny endrika manambara. "Azo antoka fa tsy misy olona mahafaly ny mpanjaka ny manome voninahitra azy ankoatra ahy!"