# Hamana Hadikao toy ny tao amin'ny 3:1 izany anaran-dehilahy izany # kianja ivelany "ilay kianja voalohany ao ivelany" # hanantonany an'i Mordekay Azo hazavaina ny tanjona amin'ny fanantonana azy. DH: "hamono an'i Mordekay amin'ny fanantonana azy # ny hazo fanantonana izay efa natsangany ho azy Ny hazo fanantonana dia rafitra iray izay nampiasaina hamonona olona amin'ny alalan'ny fanantonana azy eo amin'izany. Jereo ny fomba nandikanao izany "hazo fanantonana" izany tao 5:14. DH: "ilay rafitra izay nantsangana hanantonana azy" # nantsangana "namboarina" # tian'ny mpanjaka homem-boninahitra DH: "Ny mpanjaka dia faly manome voninahitra" na "ny mpanjaka dia naniry ny hanome voninahitra" # niteny anakampo Ny fo dia maneho ny eritreritra sy fihetsika. DH: "nisaina" na "niteny tamin'ny tenany" # Iza moa no homen'ny mpanjaka voninahitra ankoatra ahy? Izany dia azo atao amin'ny endrika manambara. "Azo antoka fa tsy misy olona mahafaly ny mpanjaka ny manome voninahitra azy ankoatra ahy!"