plt_tn/est/05/09.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown

# tsy nitsangana na ... i Mordekay
Ny fitsanganana dia mariky ny fanajana. Mordekay dia tsy nanome fanajana manokana ho an'i Hamana.
# feno fahatezerana ... izy
Ny hoe "feno fahatezerana" dia fanehoana hatezerena lehibe. DH: "tena tezitra mafy izy"
# nifehy ny tenany i Hamana
Ny fifehezan-tena dia fandavana hanao zavatra izay tena tiana atao. Te ampiseho fa tena tezitra mafy tamin'i Mordekay i Hamana. DH: "Nandà ny ampiseho ny hatezerany i Hamana"
# Zaresa
Izany dia anaram-behivavy.
# Naverin'i Hamana notanisaina tamin'izy ireo ny famirapiratan'ireo hareny
DH: "notantarain'i Hamana tamin'izy ireo ny habetsaky ny harenany" na "nolazain'i Hamana momban'ireo zavatra maro be ananany izy ireo"
# ny fampisondrotana rehetra izay nanomezan'ny mpanjaka voninahitra azy
Izany dia midika fa nanome asa manan-danja azy ny mpanjaka. DH: "Ny fomba nampisondrotan'ny mpanjaka azy imbetsaka sy nanomezany voninahitra azy" na "ny nanomezan'ny mpanjaka voninahitra azy imbetsaka tamin'ny fanomezana asa manan-danja azy"
# ny fomba nandrosoany teo amin'ireo manamboninahitra sy ireo mpanompon'ny mpanjaka rehetra
DH: "ny nahalasa olona manan-danja azy mihoatran'ny manam-boninahitra sy mpanompon'ny mpanjaka rehetra azy"