plt_tn/est/03/07.md

16 lines
715 B
Markdown

# izay volan'i Nisana
"Nisana" no anaran'ny volana voalohany ho an'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritry ny faran'ny volana Martsa ka hatramin'ny fiandohan'ny volana Aprily amin'ny tetiandro tandrefana.
# tamin'ny faharoa ambin'ny folo taona nanjakan'i Ahasoerosy
"tamin'ny faharoa ambin'ny folo taona naha mpanjaka an'i Ahasoerosy" na "rehefa nanjaka faharoa ambin'ny folo taona i Ahasoerosy mpanjaka"
# ny Pora—izany no loka—natsipy
"natsipin'izy ireo ny Pora—izany no loka—"
# volan'ny Adara
"Adara" no anaran'ny volana faharoa ambin'ny folo ary volana farany amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritry ny faran'ny volana Febroary sy fiandohan'ny volana Martsa amin'ny tetiandro tandrefana.