plt_tn/est/03/07.md

715 B

izay volan'i Nisana

"Nisana" no anaran'ny volana voalohany ho an'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritry ny faran'ny volana Martsa ka hatramin'ny fiandohan'ny volana Aprily amin'ny tetiandro tandrefana.

tamin'ny faharoa ambin'ny folo taona nanjakan'i Ahasoerosy

"tamin'ny faharoa ambin'ny folo taona naha mpanjaka an'i Ahasoerosy" na "rehefa nanjaka faharoa ambin'ny folo taona i Ahasoerosy mpanjaka"

ny Pora—izany no loka—natsipy

"natsipin'izy ireo ny Pora—izany no loka—"

volan'ny Adara

"Adara" no anaran'ny volana faharoa ambin'ny folo ary volana farany amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritry ny faran'ny volana Febroary sy fiandohan'ny volana Martsa amin'ny tetiandro tandrefana.