plt_tn/est/03/01.md

20 lines
722 B
Markdown

# Taorian'ireo zavatra ireo
Izany dia mampiditra tranga vaovao ao anatin'ny tantara.
# Hamana zanak'i Hamedota ao Agagita
Izany no anarana sy fanoritsoritana an'i Hamana, iray amin'ireo tsindranonlahin'ny mpanjaka.
# napetrany ambonin'ireo manam-pahefana rehetra izay niaraka taminy ny toeram-pahefany
Eto ny "toeram-pahefana" dia mampiseho ny toerana misy azy tao amin'ny governemanta. DH: "nampiakatra azy ambonin'ireo manam-pahefana hafa" na "nanome azy fahefana mihoatra noho ireo manam-pahefana hafa"
# tsy nandohalika na niankohoka
Ireo fihetsika ireo dia fanehoana fankatoavana ny fahefan'i Hamana.
# niankohoka tamin'i Hamana
"Nanetry ny tenan'izy ireo ary nitsilany tamin'ny tany teo anatrehan'i Hamana"