plt_tn/est/03/01.md

722 B

Taorian'ireo zavatra ireo

Izany dia mampiditra tranga vaovao ao anatin'ny tantara.

Hamana zanak'i Hamedota ao Agagita

Izany no anarana sy fanoritsoritana an'i Hamana, iray amin'ireo tsindranonlahin'ny mpanjaka.

napetrany ambonin'ireo manam-pahefana rehetra izay niaraka taminy ny toeram-pahefany

Eto ny "toeram-pahefana" dia mampiseho ny toerana misy azy tao amin'ny governemanta. DH: "nampiakatra azy ambonin'ireo manam-pahefana hafa" na "nanome azy fahefana mihoatra noho ireo manam-pahefana hafa"

tsy nandohalika na niankohoka

Ireo fihetsika ireo dia fanehoana fankatoavana ny fahefan'i Hamana.

niankohoka tamin'i Hamana

"Nanetry ny tenan'izy ireo ary nitsilany tamin'ny tany teo anatrehan'i Hamana"