plt_tn/est/02/22.md

16 lines
599 B
Markdown

# Rehefa fantatr'i Mordekay izany ny zava-misy
DH: "Rehefa fantatr'i Mordekay ny fikasan'izy ireo"
# Voahadihady sady voamarina ny tatitra, ka nahantona tamin'ny hazo izy mirahalahy
DH: "nanadihady sy nanamarina ilay tatitra ny mpanjaka, ary nanome baiko ireo mpanompony hanantona azy roa lahy"
# ny hazo fanantonana
Izany dia fitaovana nampiasaina hamonoana olona amin'ny famatorana ny ilany ilay tady amin'ny ilay hazo ary ny ilany amin'ny tendan'izy ireo ary ampiantonona amin'izany. DH: "hazo fanantonana olona"
# Nosoratana ... izany tantara
DH: "Noraketin'izy ireo izany tantara izany"