plt_tn/est/02/22.md

599 B

Rehefa fantatr'i Mordekay izany ny zava-misy

DH: "Rehefa fantatr'i Mordekay ny fikasan'izy ireo"

Voahadihady sady voamarina ny tatitra, ka nahantona tamin'ny hazo izy mirahalahy

DH: "nanadihady sy nanamarina ilay tatitra ny mpanjaka, ary nanome baiko ireo mpanompony hanantona azy roa lahy"

ny hazo fanantonana

Izany dia fitaovana nampiasaina hamonoana olona amin'ny famatorana ny ilany ilay tady amin'ny ilay hazo ary ny ilany amin'ny tendan'izy ireo ary ampiantonona amin'izany. DH: "hazo fanantonana olona"

Nosoratana ... izany tantara

DH: "Noraketin'izy ireo izany tantara izany"