plt_tn/est/02/15.md

28 lines
812 B
Markdown

# Rehefa tonga ny fotoana
Io dia mampiditra fizarana vaovao amin'ny tantara.
# zanaka vavin'i Abihaila, rahalahin-drain'i Mordekay, izay efa nandray azy toy ny zanany vavy
Io fampahafantarana io dia mampatsiahy ny fifandraisan'i Estera tamin'i Mordekay.
# Abihaila
"Abihaila" no anaran'ny rain'i Estera ary dadatoan'i Mordekay.
# tsy nangataka na inona na inona izy, ankoatr'izay
DH: "izay ... ihany"
# Hegay
Hadikao toy ny tao amin'ny 2:3 ny anaran'ilay lehilahy.
# nahazo fankasitrahana tamin'izay rehetra
Io dia fomba fiteny. DH: "nankasitrahin'ny rehetra"
# ny volana faha folo i Estera, izay volan'i Tebeta
"Tebeta" no anaran'ny volana faha folo amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritry ny faran'ny volana Desambra hatramin'ny fiandohan'ny volana Janoary amin'ny tetiandron'ny tandrefana.