# Rehefa tonga ny fotoana Io dia mampiditra fizarana vaovao amin'ny tantara. # zanaka vavin'i Abihaila, rahalahin-drain'i Mordekay, izay efa nandray azy toy ny zanany vavy Io fampahafantarana io dia mampatsiahy ny fifandraisan'i Estera tamin'i Mordekay. # Abihaila "Abihaila" no anaran'ny rain'i Estera ary dadatoan'i Mordekay. # tsy nangataka na inona na inona izy, ankoatr'izay DH: "izay ... ihany" # Hegay Hadikao toy ny tao amin'ny 2:3 ny anaran'ilay lehilahy. # nahazo fankasitrahana tamin'izay rehetra Io dia fomba fiteny. DH: "nankasitrahin'ny rehetra" # ny volana faha folo i Estera, izay volan'i Tebeta "Tebeta" no anaran'ny volana faha folo amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritry ny faran'ny volana Desambra hatramin'ny fiandohan'ny volana Janoary amin'ny tetiandron'ny tandrefana.