plt_tn/est/02/07.md

20 lines
404 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity dia manohy manome fanazavana mahakasika an'i Mordekay ary manazava ny fifandraisany tamin'i Estera.
# Hadasa
Izany no anarana Hebreo an'i Estera.
# zanaka vavin'ny dadatoany
"zanakin'ny mpirai-tampo aminy"
# tsy nanana na ray na reny izy
"efa nodimandry ny ray sy reniny"
# noraisin'i Mordekay toy ny zanany vavy izy
"nokarakarainy toy ny zanany vavy izy"