plt_tn/est/02/07.md

404 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity dia manohy manome fanazavana mahakasika an'i Mordekay ary manazava ny fifandraisany tamin'i Estera.

Hadasa

Izany no anarana Hebreo an'i Estera.

zanaka vavin'ny dadatoany

"zanakin'ny mpirai-tampo aminy"

tsy nanana na ray na reny izy

"efa nodimandry ny ray sy reniny"

noraisin'i Mordekay toy ny zanany vavy izy

"nokarakarainy toy ny zanany vavy izy"