plt_tn/est/02/01.md

16 lines
294 B
Markdown

# Taorian'ireo zavatra ireo
Io dia mampiditra tantara vaovao izay nitranga taty aoriana
# nitony ny fahatezeran'i Ahasoerosy mpanjaka
"nihena ny hatezeran'ny mpanjaka"
# ny didy
Io dia manondro ilay didy tao amin'ny 1:19
# Aoka hisy fitadiavana
DH: "lazao ireo mpanomponao mba hikaroka"