# Taorian'ireo zavatra ireo Io dia mampiditra tantara vaovao izay nitranga taty aoriana # nitony ny fahatezeran'i Ahasoerosy mpanjaka "nihena ny hatezeran'ny mpanjaka" # ny didy Io dia manondro ilay didy tao amin'ny 1:19 # Aoka hisy fitadiavana DH: "lazao ireo mpanomponao mba hikaroka"