plt_tn/est/01/12.md

432 B

araky ny tenin'ny mpanjaka izay nentin'ireo manam-boninahitra teo aminy

DH: "rehefa nilaza taminy ny momban'ny didiny ireo manam-boninahitrin'ny mpanjaka"

araky ny teny

Eto ny "teny" dia manambara ilay didy manontolo. DH: "tamin'ilay didy"

nirehitra tao anatiny ny fahatezerany

Ny herin'ny hatezeran'ilay mpanjaka dia resahina toy ny afo izay mandoro ny ao anatiny. DH: "tena nahery toy ny afo ny hatezerany tao anatiny"