plt_tn/est/01/12.md

12 lines
432 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# araky ny tenin'ny mpanjaka izay nentin'ireo manam-boninahitra teo aminy
DH: "rehefa nilaza taminy ny momban'ny didiny ireo manam-boninahitrin'ny mpanjaka"
# araky ny teny
Eto ny "teny" dia manambara ilay didy manontolo. DH: "tamin'ilay didy"
# nirehitra tao anatiny ny fahatezerany
Ny herin'ny hatezeran'ilay mpanjaka dia resahina toy ny afo izay mandoro ny ao anatiny. DH: "tena nahery toy ny afo ny hatezerany tao anatiny"