plt_tn/eph/06/19.md

993 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Amin'ny famaranany, Paoly dia managatana azy ireo mba hivavaka ho an'ny fahasahiany amin'ny fitoriana ny filazantsara raha any am-pigadrana izy ary milaza fa maniraka an'i Tykiko hampahery azy ireo.

mba hisy hafatra homena ahy

DH: "mba mety hanome ahy ny teny Andriamanitra" na "mba mety hanome ahy ny hafatra Andriamanitra"

rehefa manokatra ny vavako aho. Mivavaha mba afahako mampahafantatra amin'ny fahasahiana

"rehefa miteny aho. Mivavaha mba hanazava am-pahasahiana aho"

manokatra ny vavako

''miteny''

Ho an'ny filazantsara no maha-ambasadaoro voafatotra amin'ny gadra ahy

"Aty am-ponja aho izao satria ambasadaoron'ny filazantsara''

mba afahako manambara izany am-pahasahiana, raha tsy maintsy hiteny aho

DH: ''noho izany mivavaha mba na oviana na oviana hampianarako ny filazantsara, dia hiteny izany am-pahasahiana aho raha tokony hiteny'' na ''mivavaha mba afakaho mitory ny filazantsara am-pahasahiana raha tokony hiteny aho''