# Fampifandraisana ny foto-kevitra Amin'ny famaranany, Paoly dia managatana azy ireo mba hivavaka ho an'ny fahasahiany amin'ny fitoriana ny filazantsara raha any am-pigadrana izy ary milaza fa maniraka an'i Tykiko hampahery azy ireo. # mba hisy hafatra homena ahy DH: "mba mety hanome ahy ny teny Andriamanitra" na "mba mety hanome ahy ny hafatra Andriamanitra" # rehefa manokatra ny vavako aho. Mivavaha mba afahako mampahafantatra amin'ny fahasahiana "rehefa miteny aho. Mivavaha mba hanazava am-pahasahiana aho" # manokatra ny vavako ''miteny'' # Ho an'ny filazantsara no maha-ambasadaoro voafatotra amin'ny gadra ahy "Aty am-ponja aho izao satria ambasadaoron'ny filazantsara'' # mba afahako manambara izany am-pahasahiana, raha tsy maintsy hiteny aho DH: ''noho izany mivavaha mba na oviana na oviana hampianarako ny filazantsara, dia hiteny izany am-pahasahiana aho raha tokony hiteny'' na ''mivavaha mba afakaho mitory ny filazantsara am-pahasahiana raha tokony hiteny aho''