plt_tn/eph/05/22.md

298 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly manomboka manazava ny tokony hifanaiken'ny kristianina (5:18). Manomboka amin'ny fampianarana amin'ireo mpivady izy ny amin'ny fomba tokony hifampitondran'izy ireo.

no lohan'ny vavy ... lohan'ny fiangonana

Ny teny hoe ''loha'' dia maneho ny mpitarika.