# Fampifandraisana ny foto-kevitra Paoly manomboka manazava ny tokony hifanaiken'ny kristianina (5:18). Manomboka amin'ny fampianarana amin'ireo mpivady izy ny amin'ny fomba tokony hifampitondran'izy ireo. # no lohan'ny vavy ... lohan'ny fiangonana Ny teny hoe ''loha'' dia maneho ny mpitarika.