plt_tn/eph/05/03.md

401 B

Fa tsy tokony hisy na dia resaka fahavetavetana na fahalotoana na tsy fahononan-tena aza eo aminareo

'''Aza manao zavatra izay mety hampieritreritra ny olona fa ianareo dia meloka amin'ny fijangajangana sy karazana fahalotoana na tsy fahononan-tena''

karazana fahalotoana

''na fahalotoana ara-tsaina"

Fa kosa tokony hisy fankasitrahana

'''Fa kosa tokony hisaotra an'Andriamanitra ianareo''