plt_tn/eph/05/03.md

12 lines
401 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa tsy tokony hisy na dia resaka fahavetavetana na fahalotoana na tsy fahononan-tena aza eo aminareo
'''Aza manao zavatra izay mety hampieritreritra ny olona fa ianareo dia meloka amin'ny fijangajangana sy karazana fahalotoana na tsy fahononan-tena''
# karazana fahalotoana
''na fahalotoana ara-tsaina"
# Fa kosa tokony hisy fankasitrahana
'''Fa kosa tokony hisaotra an'Andriamanitra ianareo''