plt_tn/eph/04/11.md

44 lines
1.2 KiB
Markdown

# Nanome ireo asa ireo Izy
DH: '''Kristy nanome ireo asa ireo ho an'ny fiangonana'' na ''Nomeny olona miaraka amin'ireo andraikitra ireo ny fiangonana''
# mba hanampiana ireo vahoakany masina
''mba hanomanana ny olona izay voatokany'' na ''mba hanomezana ireo mpino''
# ho amin'ny asa fanompoana
''mba ho afaka manampy ireo hafa izy ireo''
# amin'ny fanorenana ny vatan'i Kristy
Paoly miresaka ny olona izay mitombo ara-panahy toy ny hoe manao fampiharana izy ireo mba hampitomboana ny tanjaky ny herin'ny vatan'izy ireo.
# fanorenana
''fanatsarana''
# vatan'i Kristy
Ny ''vatan'i Kristy'' dia maneho ny olona rehetra mpikambana ao amin'ny fiangonan'i Kristy.
# mandra-pahatraran'ny rehetra ny firaisam-pinoana sy ny fahalalana ny Zanak' Andriamanitra
Ireo mpino dia mila mahafantatra an'i Jesosy hoe Zanak'Andriamanitra raha te-ho iray ara-pinoana sy matotra toy ny mpino izy ireo.
# mandra-pahatraran'ny rehetra ny firaisam- pinoana
''lasa matanjaka amin'ny finoana'' na ''lasa iray amin'ny finoana''
# Zanak'Andriamanitra
Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy.
# hahatonga antsika ho matotra
''lasa mpino matotra''
# matotra
''mandroso tanteraka,'' ''olon-dehibe''