plt_tn/eph/04/11.md

1.2 KiB

Nanome ireo asa ireo Izy

DH: '''Kristy nanome ireo asa ireo ho an'ny fiangonana'' na ''Nomeny olona miaraka amin'ireo andraikitra ireo ny fiangonana''

mba hanampiana ireo vahoakany masina

''mba hanomanana ny olona izay voatokany'' na ''mba hanomezana ireo mpino''

ho amin'ny asa fanompoana

''mba ho afaka manampy ireo hafa izy ireo''

amin'ny fanorenana ny vatan'i Kristy

Paoly miresaka ny olona izay mitombo ara-panahy toy ny hoe manao fampiharana izy ireo mba hampitomboana ny tanjaky ny herin'ny vatan'izy ireo.

fanorenana

''fanatsarana''

vatan'i Kristy

Ny ''vatan'i Kristy'' dia maneho ny olona rehetra mpikambana ao amin'ny fiangonan'i Kristy.

mandra-pahatraran'ny rehetra ny firaisam-pinoana sy ny fahalalana ny Zanak' Andriamanitra

Ireo mpino dia mila mahafantatra an'i Jesosy hoe Zanak'Andriamanitra raha te-ho iray ara-pinoana sy matotra toy ny mpino izy ireo.

mandra-pahatraran'ny rehetra ny firaisam- pinoana

''lasa matanjaka amin'ny finoana'' na ''lasa iray amin'ny finoana''

Zanak'Andriamanitra

Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy.

hahatonga antsika ho matotra

''lasa mpino matotra''

matotra

''mandroso tanteraka,'' ''olon-dehibe''